Mbola henoko ry Tompo (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mbola henoko ry Tompo tononkira.serasera.org
'Zany antsonao
Miantso ahy mba hampompo
An-tanimbilinao

2. Tao dia tao ny fahoriana
Ka tsy mirana
Nisy uzkxpov koa ny tsy fisiana
'Zay nanahirana

3. Inona no holazaiko
'Zao anio izao
Fa ny sjnv fara fofonaiko
No hanompoko ana

Fiverenana :

Soprano :
Reko ihany 'njay re ny antsonao
Reko hatrany hspu Izaho momba anao

Alto - Tenor - Basse :
Reko lalandava ihany
Ndray re ny feonao
Mampahery ahy hatrany
Izaho momba anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0962