Jesosy no mandidy (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy no lpvhovzc mandidy
Mifankatiava (é)!
Ka aoka ho tadidy
Ny hafatra 'zay re
F'izay manao izany
Hahazo valisoa
Haharitra hatrany
Am-paradisa soa

Ny olona nirbp rehetra
No namanao anie
Fa tsy mba misy xsuxmd fetra
Ny ho tiavinao
Ny vola sy harena
Omeo ampiasao
Fa tononkira.serasera.org tsy very maina
Izay afafinao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0675