Jesosy no mandidy (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy no mandidy
Mifankatiava (é)!
Ka aoka ho tadidy
Ny hafatra 'zay yxrz re
F'izay manao izany
Hahazo valisoa
Haharitra hatrany
Am-paradisa soa
Ny olona mflpvnkj rehetra
No namanao anie
Fa tsy mba misy fetra
Ny ho tiavinao
Ny vola sy harena
Omeo tononkira.serasera.org ampiasao
Fa tsy very maina
Izay afafinao goeuqdx
Mifankatiava (é)!
Ka aoka ho tadidy
Ny hafatra 'zay yxrz re
F'izay manao izany
Hahazo valisoa
Haharitra hatrany
Am-paradisa soa
Ny olona mflpvnkj rehetra
No namanao anie
Fa tsy mba misy fetra
Ny ho tiavinao
Ny vola sy harena
Omeo tononkira.serasera.org ampiasao
Fa tsy very maina
Izay afafinao goeuqdx
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Hits : 2072
Likes : 0 Like
Created by : rvnjr
Date : 23/08/2014 17:15
