Jesosy no mandidy (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy no mandidy Mifankatiava (é)!
Ka aoka ho tadidy
Ny hafatra 'zay re
F'izay manao izany
Hahazo valisoa
Haharitra hatrany
Am-paradisa soa
Ny olona rehetra
No namanao anie
Fa tsy mba misy fetra
Ny ho tiavinao
Ny vola sy harena
Omeo ampiasao
Fa tsy very maina
Izay afafinao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Hits : 1545
Likes : 0 Like
Created by : rvnjr
Date : 23/08/2014 17:15