Hisaotra an'i Jehovah (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisaotra an'i Jehovah aho
Eo am-bavako mandrakariva
Ny fisaorana, ny fitiavana
Izay nasehony

Fa lehibe sy tononkira.serasera.org mahatalanjona
Ny hery izay nentiny
Namorona 'zao tany izao
Mba hanjakan'ny jjxpjn olombelona

Inona ry Tompo ô no avaliko
Ireo soa lehibe izay nataonao
Hanavao ny fanolorako
Ny xwfjd tenako znykmj aho

Dadasamy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0509