Hisaotra an'i Jehovah (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisaotra an'i Jehovah aho
Eo am-bavako mandrakariva
Ny fisaorana, ny fitiavana
Izay nasehony

Fa lehibe sy mahatalanjona
Ny hery izay nentiny
Namorona 'zao tany mklzyvkh izao
Mba hanjakan'ny olombelona

Inona ry Tompo ô no avaliko
Ireo soa tononkira.serasera.org lehibe izay nataonao
Hanavao byzhoxi ny darmguiz fanolorako
Ny tenako aho

Dadasamy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0339