Hisaotra an'i Jehovah (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisaotra an'i Jehovah aho
Eo am-bavako wjvy mandrakariva
Ny fisaorana, tononkira.serasera.org ny fitiavana
Izay nasehony
Fa lehibe sy lhzthhfs imsy mahatalanjona
Ny hery izay nentiny
Namorona 'zao tany izao
Mba hanjakan'ny olombelona
Inona ry Tompo ô no avaliko
Ireo soa lehibe izay nataonao
Hanavao ny fanolorako
Ny tenako aho
Dadasamy
Eo am-bavako wjvy mandrakariva
Ny fisaorana, tononkira.serasera.org ny fitiavana
Izay nasehony
Fa lehibe sy lhzthhfs imsy mahatalanjona
Ny hery izay nentiny
Namorona 'zao tany izao
Mba hanjakan'ny olombelona
Inona ry Tompo ô no avaliko
Ireo soa lehibe izay nataonao
Hanavao ny fanolorako
Ny tenako aho
Dadasamy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Vangy : 307
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MalalaAMAA
Daty : 15/01/2026 06:29
