Efa lavo ka mihosin-doto (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia D

Efa lavo tononkira.serasera.org ka mihosin-doto
Ny fo sy fanahin'ny tontolo
Ka saina maizina sy donto
No mibaiko mibaiko azy manontolo
Tiany anefa ny tsara, nefa tsy hainy hambara
Halany koa koa swlc ny ratsy
Kanefa kanefa hataony hatrany
Kanefa hataony hatrany
DC.

Dia tafiditra ny ota
Ka nisoko tpyli moramora
Mba hikiky sy ryfrfs handrava handrava
Ny ao anaty hamarara
DS.

Nalahelo ny Mpahary
Nahatsiaro naharary
Nefa tia ka tsy nanary ny mpanota
Jesoa Mpampihavana, nidina ho sorana
Hamonjy sy hanafaka ny olombelona
DS2.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321