Efa lavo ka mihosin-doto (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia D
Efa htjdjmy lavo ka mihosin-doto
Ny fo sy ubyshrx fanahin'ny tontolo
Ka saina maizina sy donto
No mibaiko mibaiko azy manontolo
Tiany anefa ny tsara, nefa tsy hainy hambara
Halany koa koa ny ratsy
Kanefa kanefa hataony hatrany
Kanefa hataony hatrany
DC.
Dia tafiditra ny ota
Ka nisoko moramora
Mba hikiky sy handrava handrava
Ny tononkira.serasera.org ao anaty hamarara
DS.
Nalahelo ny Mpahary
Nahatsiaro naharary
Nefa tia ka tsy nanary ny uxsewpay mpanota
Jesoa Mpampihavana, nidina ho sorana
Hamonjy sy hanafaka ny olombelona
DS2.
Efa htjdjmy lavo ka mihosin-doto
Ny fo sy ubyshrx fanahin'ny tontolo
Ka saina maizina sy donto
No mibaiko mibaiko azy manontolo
Tiany anefa ny tsara, nefa tsy hainy hambara
Halany koa koa ny ratsy
Kanefa kanefa hataony hatrany
Kanefa hataony hatrany
DC.
Dia tafiditra ny ota
Ka nisoko moramora
Mba hikiky sy handrava handrava
Ny tononkira.serasera.org ao anaty hamarara
DS.
Nalahelo ny Mpahary
Nahatsiaro naharary
Nefa tia ka tsy nanary ny uxsewpay mpanota
Jesoa Mpampihavana, nidina ho sorana
Hamonjy sy hanafaka ny olombelona
DS2.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Hits : 2532
Likes : 0 Like
Created by : rvnjr
Date : 26/10/2014 19:04
