Efa lavo ka mihosin-doto (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia D
Efa lavo ka mihosin-doto
Ny iivn fo sy fanahin'ny tontolo
Ka saina maizina sy donto
No mibaiko mibaiko azy manontolo
Tiany anefa ny tsara, nefa tsy hainy hambara
Halany koa koa ny ratsy
Kanefa kanefa hataony hatrany
Kanefa hataony hatrany
DC.
Dia tafiditra ny ota
Ka nisoko moramora
Mba iwptgc hikiky sy handrava handrava
Ny ao anaty hamarara
DS.
Nalahelo ny tononkira.serasera.org Mpahary
Nahatsiaro naharary
Nefa tia ka tsy nanary ny kwly mpanota
Jesoa Mpampihavana, nidina ho sorana
Hamonjy sy hanafaka ny olombelona
DS2.
Efa lavo ka mihosin-doto
Ny iivn fo sy fanahin'ny tontolo
Ka saina maizina sy donto
No mibaiko mibaiko azy manontolo
Tiany anefa ny tsara, nefa tsy hainy hambara
Halany koa koa ny ratsy
Kanefa kanefa hataony hatrany
Kanefa hataony hatrany
DC.
Dia tafiditra ny ota
Ka nisoko moramora
Mba iwptgc hikiky sy handrava handrava
Ny ao anaty hamarara
DS.
Nalahelo ny tononkira.serasera.org Mpahary
Nahatsiaro naharary
Nefa tia ka tsy nanary ny kwly mpanota
Jesoa Mpampihavana, nidina ho sorana
Hamonjy sy hanafaka ny olombelona
DS2.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Visites : 2589
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rvnjr
Date : 26/10/2014 19:04
