Dera, laza, Tompo ho Anao (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dera, laza, Tompo ho Anao
'Zay nikarakara tsy nandao
'Reto zanakao 'zay hatrehinay izao
Mba tononkira.serasera.org hanorin-tokantrano vao

Fa ny fanambinanao ry Ray
No hatafinao indray ireo havanay
Tena vonona hifankatia
Araka ny didinao doria doria

Raha ory ireo hampifalio
Raha faly lqzgtr aza re vangio
Mba hiorina Aminao 'zay yyflta marina
Ny finoany ka lpnjqpuk ho lalina

Dia omeo azy Tompo ô
Saina sy fanahy koa ary tena soa
'Zay ampianao taranaka
Tena hendry azo alain-tahaka

Dadasamy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0395