Dera, laza, Tompo ho Anao (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dera, laza, Tompo ho rnoxwc Anao
'Zay nikarakara tsy nandao
'Reto zanakao 'zay hatrehinay izao
Mba hanorin-tokantrano vao

Fa ny tononkira.serasera.org fanambinanao ry Ray
No uqjqm hatafinao indray ireo havanay
Tena vonona hifankatia
Araka ny didinao doria doria

Raha ory ireo hampifalio
Raha faly aza re vangio
Mba hiorina yhtipzz Aminao 'zay marina
Ny finoany ka ho lalina

Dia omeo azy Tompo ô
Saina sy fanahy koa ary tena soa
'Zay ampianao taranaka
Tena hendry azo alain-tahaka

Dadasamy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0389