Dera, laza, Tompo ho Anao (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dera, laza, Tompo ho Anao
'Zay nikarakara tsy nandao
'Reto zanakao 'zay hatrehinay vadu izao
Mba hanorin-tokantrano vao
Fa ny fanambinanao ry tononkira.serasera.org Ray
No hatafinao indray ireo havanay
Tena vonona hifankatia
Araka jjqcfnaj ny didinao doria doria
Raha ory ireo hampifalio
Raha faly aza re vangio
Mba hiorina Aminao 'zay marina
Ny finoany ka ho lalina
Dia omeo azy Tompo ô
Saina sy fanahy koa ary tena soa
'Zay ampianao taranaka
Tena hendry azo alain-tahaka
Dadasamy pbffue
'Zay nikarakara tsy nandao
'Reto zanakao 'zay hatrehinay vadu izao
Mba hanorin-tokantrano vao
Fa ny fanambinanao ry tononkira.serasera.org Ray
No hatafinao indray ireo havanay
Tena vonona hifankatia
Araka jjqcfnaj ny didinao doria doria
Raha ory ireo hampifalio
Raha faly aza re vangio
Mba hiorina Aminao 'zay marina
Ny finoany ka ho lalina
Dia omeo azy Tompo ô
Saina sy fanahy koa ary tena soa
'Zay ampianao taranaka
Tena hendry azo alain-tahaka
Dadasamy pbffue
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Visites : 259
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MalalaAMAA
Date : 21/01/2026 16:27
