Aminao no asandratray (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao no asandratray
Ry Tompo ô ny vavakay
Mangataka tononkira.serasera.org ny herinao
Mba hahefan'izay ckex atao
Be ny asa miandry re
He sarotra sy lehibe
Tsy misy hitokianay
Afa-tsy wglu Ianao ry Ray
Ny herin'ny finoana
Aoka mba tsy ho foana
Fa hihamafy etuji orina
Hitombo sy handravina
Dadasamy
Ry Tompo ô ny vavakay
Mangataka tononkira.serasera.org ny herinao
Mba hahefan'izay ckex atao
Be ny asa miandry re
He sarotra sy lehibe
Tsy misy hitokianay
Afa-tsy wglu Ianao ry Ray
Ny herin'ny finoana
Aoka mba tsy ho foana
Fa hihamafy etuji orina
Hitombo sy handravina
Dadasamy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Vangy : 279
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MalalaAMAA
Daty : 15/01/2026 06:44
