Aminao no asandratray (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao no asandratray
Ry tononkira.serasera.org Tompo gpciy ô ny vavakay
Mangataka ny herinao
Mba hahefan'izay atao

Be ny asa miandry re
He syaq sarotra sy lehibe
Tsy misy hitokianay
Afa-tsy Ianao ry Ray

Ny herin'ny finoana
Aoka otlcgb mba tsy ho foana
Fa hihamafy orina
Hitombo sy handravina

Dadasamy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305