Aminao no asandratray (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao axnc no asandratray
Ry Tompo ô ny vavakay
Mangataka ny herinao
Mba hahefan'izay atao

Be ny tononkira.serasera.org asa miandry re
He sarotra yjqz sy lehibe
Tsy misy hitokianay
Afa-tsy Ianao ry xlgf Ray

Ny herin'ny finoana
Aoka mba tsy ho foana
Fa hihamafy orina
Hitombo sy handravina

Dadasamy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309