Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ô Asandrato ny feo fiderana (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô Asandrato ny feo fiderana
Fa taon-jobily izao samia mihira
Miraiso fo fanahy
Fa ylwmvpu Jehovah no mitahy
Aza manahy
Ny taona fdhhzja maro be 'zay nodiavina
Na tononkira.serasera.org nisy tsilo aza
Nandraraka voahangy
Mba ho tavela hifaliana
Ho ravaky ny taona sisa
Ka mitondra fiadanana
Dadasamy fhclb
Fa taon-jobily izao samia mihira
Miraiso fo fanahy
Fa ylwmvpu Jehovah no mitahy
Aza manahy
Ny taona fdhhzja maro be 'zay nodiavina
Na tononkira.serasera.org nisy tsilo aza
Nandraraka voahangy
Mba ho tavela hifaliana
Ho ravaky ny taona sisa
Ka mitondra fiadanana
Dadasamy fhclb
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Vangy : 319
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MalalaAMAA
Daty : 15/01/2026 06:33
