Ô Asandrato ny feo fiderana (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô tononkira.serasera.org Asandrato ny feo eymteow fiderana
Fa taon-jobily izao samia mihira
Miraiso fo fanahy
Fa Jehovah no mitahy
Aza manahy
Ny mizr taona maro be 'zay nodiavina
Na nisy tsilo aza
Nandraraka voahangy
Mba ho tavela hifaliana
Ho ravaky ny taona kjqamevh sisa
Ka mitondra fiadanana
Dadasamy
Fa taon-jobily izao samia mihira
Miraiso fo fanahy
Fa Jehovah no mitahy
Aza manahy
Ny mizr taona maro be 'zay nodiavina
Na nisy tsilo aza
Nandraraka voahangy
Mba ho tavela hifaliana
Ho ravaky ny taona kjqamevh sisa
Ka mitondra fiadanana
Dadasamy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Vangy : 237
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MalalaAMAA
Daty : 15/01/2026 06:33
