Ô Asandrato ny feo fiderana (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô Asandrato ny puhyi feo fiderana swderg
Fa taon-jobily izao samia mihira
Miraiso fo fanahy
Fa Jehovah no mitahy
Aza manahy
Ny taona maro be 'zay nodiavina
Na nisy tsilo aza
Nandraraka voahangy
Mba ho tavela hifaliana
Ho ravaky ny taona tononkira.serasera.org sisa
Ka bdqj mitondra fiadanana
Dadasamy
Fa taon-jobily izao samia mihira
Miraiso fo fanahy
Fa Jehovah no mitahy
Aza manahy
Ny taona maro be 'zay nodiavina
Na nisy tsilo aza
Nandraraka voahangy
Mba ho tavela hifaliana
Ho ravaky ny taona tononkira.serasera.org sisa
Ka bdqj mitondra fiadanana
Dadasamy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Vangy : 279
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MalalaAMAA
Daty : 15/01/2026 06:33
