Ampy ahy (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Ray o! Fiadanako ny mijotra ambany elatrao
(Tsy misy tahotra), tsy misy tahotra
(Feno mhschn hasambarana), tsy ahoako akory
Ireo onjampiainana, fitaizana ataonao ahy
Ampy ho fialofako ny fahasoavanao
Ref : Tsy manan-kahiana aho satria eo ianao
4V (Eo aminao), Ny sandrinao (ao aminao) ampy hiaro ahy Ray o!
3V (Ampy ho fiarovako), tnijuaf zay lalak’ombako voatsinjo avokoa
2V (Rena iainako), ny zavatra ilaiko dia ao aminao
2 - Maro ny olana saingy ianao tsy nanary ahy
(Mitari-dalana), wchhvhjg mitari-tanana
(Manolo-tanana), ny adin-tsaiko vahanao
tononkira.serasera.org Efa, na salotrao mba ho ahy ny anaranao
Faly aho f’eo aminao no mahatsara ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 325
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 09/02/2026 13:18