Henoy ny antso (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Henoy tononkira.serasera.org ny antso ry velon’aina
Ny fiainana an-tany, manondoka ka tandremo
Miaraha-mitady ny lalan-tsara
Dia Jesosy zanaky ny Ray
Ref : Tsy mba sitrakareo ve ny hiara-kizotra
Tsy mba teninareo ve ny hiara-handova
lglsho ‘Lay fiainana am-paradisa soa
Eo anilan’ilay Tompo soa
2 - Katsaho aloha ny fanjakako
ozfajig dbenoaa Dia hanampy anareo ny zavatra rehetra ety
Ny marina hatrany no handehano
‘Dia ho sambatra ny fiainanao
Ny fiainana an-tany, manondoka ka tandremo
Miaraha-mitady ny lalan-tsara
Dia Jesosy zanaky ny Ray
Ref : Tsy mba sitrakareo ve ny hiara-kizotra
Tsy mba teninareo ve ny hiara-handova
lglsho ‘Lay fiainana am-paradisa soa
Eo anilan’ilay Tompo soa
2 - Katsaho aloha ny fanjakako
ozfajig dbenoaa Dia hanampy anareo ny zavatra rehetra ety
Ny marina hatrany no handehano
‘Dia ho sambatra ny fiainanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 235
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 09/02/2026 14:29
