Fantaro (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - ‘Lay fiainam-baovao homanin’i Tompo ho ahy wdvkes sy ho anao
Santarina ety, ety an-tany ny fiainana any
Katsaho dien’izao sao ho nenin’ianao ny tsy handova
‘Lay paradisa fonenana lmdvs mandrakizay
Ref : Fantaro anio ny zavatra rehetra
Fantaro ihany koa ‘lay fiainan-tsy manam-petra
Katsaho ny soa, ny ratsy hadinoy
Hazony mafy izay tsara
Ankino ami-Ray ‘lay fiainana tononkira.serasera.org any afara
2 - Ny fiainana ety tsy hoe ho doria, mandalo ihany
Ny vola be-nao sy ireo harenao tsy hitondra ho aiza
Na manana ianao, na ory ihany koa, tsy misy hafa
Natambatro iray ho toerana iray mandrakizay bbzdsm

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 213
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 09/02/2026 14:29