Jesosy Mpiahy (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 -   Hendrey Jesosy ny hafaliako, fa manana Anao ho Tompoko
      ‘Zay mpiaro sy mpiahy, mpampianatra mpanoro ahy
       Ka na hisy hampitoloko, hendrey Jesosy ny hafaliako
       oknfg Na dia maro fahavalo dia tsy hanan-tahotra

        Ref :  Ny hetraketraky ny tany, tsy handavo ahy sanatria
            tononkira.serasera.org      Fa ny fitiavanao no manjaka ao ho doria
                 Ka dera, laza, hery, haja no atolotray ho Anao
               doxh   Fitahiana tsy hita lany no hatolotrao

2 -  Na aiza n’aiza no halehako, na inona n’inona ataoko
       Dia feno toky aho, fa manana ny teninao
       Hoe eilrtvd : « Aza matahotra, minoa fotsiny ihany »
       Indro Izaho momba anao mandrankariva

** Jesosy Mpiahy **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Vangy : 366
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 28/04/2026 16:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2742