Mitrakaha (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Mitrakaha f’aza mihondrika, ahirato ny masonao
Ka andrandrao ny lanitra, antsoy ny ananaraNy
Mety ho sendra ady sarotra, fahoriana mianjady anao
Aza very hevitra, mvsdsl manantona ny Ray
Ref : Mitrakaha re rahavako o! Mitrakaha ianao fa
Fiainanao tononkira.serasera.org ho tonga vaovao, aza matahotra
Fombam-piainana izao, aza miondrika fa
Ao ‘lay Ray be fitiavana hanome hery anao
2 - Fa ny Rainao tsy mba tgfdhrf mandao, mihaino ny fivavakao
wshorwp Aza matahotra satria Izy anie tena Tia
Raha tojo fakam-panahy, manintona fo sy fanahy
Aza very hevitra, manantona ny Ray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 339
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 09/02/2026 14:31