Misaotra (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Misaotra Anao ‘zahay Ray Masina o
Misaotra Anao ‘zahay noho ny fahasoavaNao
kkxshbf Lehibe ny famindram-ponao aminay
Misaotra anao ‘zahay, misaotra Tompo o!
Ref : Asehoy eto anio, fa tsara Ianao
Tsy mba mamitaka, Masina ny anaraNao
juug tononkira.serasera.org Voadio njzir izahay, natolotrao ho anay
Ny zanakao ry Ray, Misaotra ‘zahay.
2 - Mba omeo fitahiana ny olonao
Maro be ireo no kivy fo fanahy
Na dia maro aza ny onjam-piainana
Tazomy izahay tsy hisaraka Aminao.
** Misaotra **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 203
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 28/04/2026 16:48