Vonjeo Madagasikara (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Fa nahoana loatra e! no tsy mety foana Ray o (Ny adidy hatrehanay)
Be ireo mitaraina sy sahiran-tsaina ho aiza e! (No hiafaran’ny aminay)
Dia ho sanatria ve, sazy avy aminao ‘zao Ray (Mifona mitalaho)
Miangavy indrindra, amindrao fo fa kivy e!
Ref : (Ray o), miangavy indrindra, (Vonjeo) kpmuuv mba topazo maso Tompo!
(Tompo o, manantena jpmrhdl f’Ianao) Ianao irery (Ianao)
No hany antenaina hamonjy anay
(Ray o), mba tolory saina (Ray o)
Ireo mpitondra anay mba hahay hiavana
tononkira.serasera.org (Vonjeo) Madagasikara, (Vonjeo) Fa variana miady lav
2 - Andriamanitray o, miantso Anao izahay mba jereo (Vonjeo fa mitoreo)
fmplo Noho ilay devoly tena manangoly Ray o (Aminao no herinay)
Efa maro loatra e, diso tafahoatra Ray o (Ny ratsy misy ety)
Tsy voafehy intsony, noho ny ao am-pony ratsy
--------

Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 352
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 04/02/2026 08:52