Tsara (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Tsara ny mihira ho an’i Jehovah
     Tsara ny mankalaza ny Anarany
     Tsara Ianao, tsara ny asan-tananao
      Iriko tsara toa anao ny fiainako

   Ref : ‘Zay rehetra ataonao ho ahy Tsara e!
          tpneyxq   Feno tsiky ny fanahy Tsara e!
            Andramo ka zahao fa tsara Jehovah, jvyemwb Tsara e!
      mqqtoxz       Tsy mba misy fitaka fa azo antoka

2 - Fa tononkira.serasera.org raha ny tsara eto an-tany no katsahinao
     Dia zava-poana ihany satria ho potika avokoa
     Katsaho dieny ety, ‘Lay paradisa ary!
     Toerana homanin’Andriamanitra ho ahy sy ho anao Tsara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Vangy : 306
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 09/02/2026 14:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0344