Ampy ahy (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - tlbp Ray o! Fiadanako ny mijotra ambany elatrao
(Tsy misy tahotra), tsy misy tahotra
(Feno hasambarana), tsy ahoako akory
Ireo onjampiainana, fitaizana ataonao ahy
Ampy ho fialofako ny fahasoavanao
Ref : Tsy manan-kahiana aho satria eo ianao
4V (Eo aminao), Ny sandrinao (ao aminao) ampy hiaro ahy Ray o!
3V (Ampy ho fiarovako), zay lalak’ombako voatsinjo avokoa
2V (Rena iainako), ny zavatra ilaiko dia ao aminao
2 - Maro ny olana saingy ianao tsy nanary ahy
ytprqdb tksbbwcz (Mitari-dalana), mitari-tanana
(Manolo-tanana), ny adin-tsaiko vahanao
Efa, na salotrao mba ho ahy ny tononkira.serasera.org anaranao
Faly aho f’eo aminao no mahatsara ahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 325
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 09/02/2026 13:18