Raiko ô! (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Raiko o, tsy foinao ho very aho hatrizayNa dia mafy aza ny ady hatrehiko
Ny adin-tsaiko novahanao ry Ray
Tsy mba misy ora iray tsy teo Ianao
Ref : Sambatra aho fa manana anao fialofako
Teny mamy feno toky no nomeNao
Ka ny heriko rehetra izay nomenao
Dia hoentiko hanopona Anao
2 - Tsy nijery ny fahotako Ianaoa
Na nanisa ny heloka vitako tety
Fa nandray ahy mba ho olom-baovao
Afaka aho fa efa voavelaNao
** Raiko ô! **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faraitra fahatelo)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 11
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 28/04/2026 16:53
