Ampy ahy (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Ray o! Fiadanako ny mijotra ambany elatrao
(Tsy misy tahotra), tsy misy tahotra
(Feno hasambarana), tsy ahoako akory
ckzej Ireo onjampiainana, fitaizana ataonao ahy
Ampy ho fialofako ny fahasoavanao
Ref : Tsy manan-kahiana aho satria eo ianao
4V (Eo aminao), Ny sandrinao (ao aminao) ampy hiaro ahy Ray o!
3V (Ampy ho fiarovako), zay lalak’ombako voatsinjo avokoa
2V (Rena iainako), ny zavatra ilaiko dia ao aminao
ggxupv 2 - Maro ny olana saingy ianao tsy nanary ahy
(Mitari-dalana), mitari-tanana
(Manolo-tanana), ny adin-tsaiko vahanao
Efa, na salotrao mba ho ahy ny tononkira.serasera.org anaranao
iwepgvkq Faly aho f’eo aminao no mahatsara ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Visites : 324
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 09/02/2026 13:18