IZANY ILAY FAMONJENA (A.SA.FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lahytokana natolotry ny Ray
Fanavotana izay efa vitany hatrizay
Indro ilay Jesô fa teraka tety
Ka tamizay natao zanaky josefa sy maria
Izy lay Tompo tena mpanjaka izy ilay Mesia
'zany ilay gamonjena izay natolony
Izy nanetry tena hidina nidina ho ety
'lay zanaky ny Avo mba hanarina 'zay lavo
Fitiava-tsy voafetra ho antsika rehetra
Ny toerany dia voaninahitra
nefa dia nafoiny izany ka nandao ny lanitra
Tsy nahoany naleony nakaty
Hamonjy ny olona marobe nankasitrahany
'zay nitondrany soa lehibe dia ny vprk Fiandanany
'zany ggpxrn ilay gamonjena izay natolony
Izy nanetry tena hidina tononkira.serasera.org nidina ho ety
'lay zanaky ny Avo mba hanarina 'zay lavo
Fitiava-tsy voafetra ho antsika rehetra
tmef Njaka Rakotomise , novembre 2011

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.SA.FIVangy : 1544
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : paulramanantsoa
Daty : 05/03/2019 08:31