IZANY ILAY FAMONJENA (A.SA.FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lahytokana natolotry ny Ray
Fanavotana izay efa vitany hatrizay
Indro ilay Jesô fa teraka tety
Ka tamizay natao zanaky josefa sy maria
Izy lay Tompo tena mpanjaka izy ilay Mesia
      

    tononkira.serasera.org    'zany ilay gamonjena izay natolony
       Izy nanetry tena hidina nidina ho ety
       'lay zanaky ny Avo mba hanarina 'zay lavo
       Fitiava-tsy voafetra ho antsika rehetra


Ny toerany dia voaninahitra
nefa dia nafoiny ihvdrcy izany ka nandao ny lanitra
Tsy vwuc nahoany naleony nakaty
Hamonjy ny olona marobe nankasitrahany
'zay nitondrany soa lehibe dia ny Fiandanany


          'zany ilay gamonjena izay natolony
       Izy nanetry tena hidina nidina ho ety
       'lay zanaky ny Avo mba hanarina 'zay lavo
       Fitiava-tsy voafetra ho antsika rehetra

                                             flfr                Njaka Rakotomise , novembre 2011

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : A.SA.FI
Visites : 1543
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : paulramanantsoa
Date : 05/03/2019 08:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0509