IZANY ILAY FAMONJENA (A.SA.FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lahytokana natolotry ny Ray
Fanavotana izay efa vitany hatrizay
Indro ilay Jesô fa teraka tety
Ka tamizay natao zanaky josefa sy maria
Izy lay Tompo tena mpanjaka izy ilay Mesia


'zany ilay gamonjena izay natolony
Izy nanetry tena hidina nidina ho ety
'lay zanaky ny Avo mba hanarina 'zay lavo
Fitiava-tsy voafetra ho antsika rehetra


Ny toerany dia voaninahitra
nefa dia nafoiny izany ka nandao ny lanitra
Tsy nahoany naleony nakaty
Hamonjy ny olona marobe nankasitrahany
'zay nitondrany soa lehibe dia ny Fiandanany


'zany ilay gamonjena izay natolony
Izy nanetry tena hidina nidina ho ety
'lay zanaky ny Avo mba hanarina 'zay lavo
Fitiava-tsy voafetra ho antsika rehetra

Njaka Rakotomise , novembre 2011
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : A.SA.FI
Hits : 1075
Likes : 0 Like
Created by : paulramanantsoa
Date : 05/03/2019 08:31
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0739