Voron-tsaradia (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mikopak'elatra ilay voron-tsaradia,
Mijoalajoala indray ilay hazo efa boboka teo.
Tsy tazako ianao fa mafy firiotra erý.
Miantsoantso aho, sokafy ny entanao,
Dia aleo aho hiara-hisidina any.
Hanakoako eran-tany ny feonao
Nandà ny hantako
Ry voron-tsaradia
Mpanavakavaka
Toa laninao tetý ny andro iainanao
Nafoinao hamonoana ny biby toa anao
Voron-tsaradia !
Fangaha raha mainty izahay dia ambany ikhwlkjc noho ianao
Asehoy ahy ny maha-ambony anao.
'Ndehana re tononkira.serasera.org mody fa hanomboka ny revy
Fa giuim ny revy atý dia revy tsotra ihany.
'Ndeha hihaza izahay any an'ala any
'Ndeha hihaza izahay ka ny lasibatray
Dia voron-tsaradia.
Ry voron-tsaradia
Mpanavakavaka
Toa laninao tetý ny andro iainanao
Nafoinao hamonoana ny biby toa anao
Voron-tsaradia aepyc !
Mijoalajoala indray ilay hazo efa boboka teo.
Tsy tazako ianao fa mafy firiotra erý.
Miantsoantso aho, sokafy ny entanao,
Dia aleo aho hiara-hisidina any.
Hanakoako eran-tany ny feonao
Nandà ny hantako
Ry voron-tsaradia
Mpanavakavaka
Toa laninao tetý ny andro iainanao
Nafoinao hamonoana ny biby toa anao
Voron-tsaradia !
Fangaha raha mainty izahay dia ambany ikhwlkjc noho ianao
Asehoy ahy ny maha-ambony anao.
'Ndehana re tononkira.serasera.org mody fa hanomboka ny revy
Fa giuim ny revy atý dia revy tsotra ihany.
'Ndeha hihaza izahay any an'ala any
'Ndeha hihaza izahay ka ny lasibatray
Dia voron-tsaradia.
Ry voron-tsaradia
Mpanavakavaka
Toa laninao tetý ny andro iainanao
Nafoinao hamonoana ny biby toa anao
Voron-tsaradia aepyc !
--------
Lien:
