Raozy tsara loko (Zopanage)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga aho mba hitondra ity vonindraozy ho anao
Ka asa, asa lahy mba ho tianao ihany ?
Efa ela aho no nitady ny vony izay sahaza
Fa izao aho vao nahita fa ny raozy no malaza
Raozy tsara no tsy mba mety miofo
Fa ianao no antenaina hikolokolo

Ka tonga aho mba hitondra ity vonindraozy ho anao
Ka asa, asa lahy mba ho tianao ihany ?
Ataoko angamba fa tsy holavinao
Ataoko angamba tsy hoatosikao
Ny faniriako, ny faniriako ho anao, ho anao

lalalalalalalalala


Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo
--------
Lien: https://tononkira.serasera.org/hira/zopanage/raozy-tsara-loko
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Zopanage
Visites : 2724
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 17/11/2012 12:32
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0931