Andao Hanomana ny Mandrakizay (YMC Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy sasatra ny mihirahira manokatra indray ny fonao
Tsy sasatra ny mampahatsiahy ny amin’izao fiainana izao
Mbola dradradraina foana isan’andro iantsoana anao
mandalo anie izao fiainana izao!
Mandalo ny fiainana sy ny tononkira.serasera.org filana havako o
Ny fitsarana anie tsy azo ialana namako ô
Dieny misy fotoana, miverena ho amin’i Ray
Raha ho avy ny farany dia mba voaray
Chœur:
Tsy hitsitsy anie hoy aho ny ratsy
Sao ho varombaka e
Ilay fotoana efa atsy ho atsy
Tsy aleo ve miomana e!
Dieny mbola misy fotoana
Afaka hiomanana e
Tsinjovy ny ho avy ranamana!
Andao hiara-hanomana kyza mandrakizay e eh!
Hiara-hitoetra eo anilan’ny Ray
Sao lasa tampoka e! Ny ampitso tsy hay
Hevero ny ho avinao qfsmum mandrakizay
pepsoz

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : YMC GospelVangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nainaktkt
Daty : 15/10/2026 15:22