You are here: home > Tononkira > VLM Ampitankely

Ialao ny toaka (VLM Ampitankely)

https://tononkira.serasera.org/hira/vlm-ampitankely/ialao-ny-toaka-1

1.Ialao ny toaka e sy sigara (2fs)
Fa Jesosy avao tano ho anao (2fs)

2.F’ity tenantsika itydia tempoly
Tsy namboarina hipetrahan’ny devoly
Fa Jesosy avao no hanjaka ao (2fs)

3.Itononkira.serasera.orgtafio Jesosy Kristy Tompo
Dia aza miahy ny nofo
Fa Jesosy avao fiainam-baovao (2fs)

4.Hoy ny Rantsana Fanantenana
Efa miandry antsika anie lay Kanana
Tany vaovao zay honenanao (2fs)

A/C: RALAINIRINA Valitera

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : VLM Ampitankely
Mpamaky : 189
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fansDiez
Tamin'ny : 25/01/2019 15:33:33
ID : 11298

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo