HIHIRA HO ANAO (VETSOPANAHY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihira ho Anao Hidera aho ho Anao
Tompo Ray Tsitoha
Hanandratra Anao Hankalaza Anao
Ny fiainako tontolo

Tompo ô Ianao eny Ianao
No anton’izao fiainako izao
Hihira aho ho Anao
Hidera ho Anao
Mandrakizay

1 Tsy hitsahatra ny fiderako Anao
   Tompo malala ô!
sdgq   Tsy hitsahatra ny hirako ho qodil Anao
   Na iza hankahala

2 Na dia latsaka aza
   Ny ranomaso indraindray
   Na dia gxynu maro koa
   ireo mpanao ankaso
  Ka toa mahamay

3 Na ho hatsiaka tononkira.serasera.org  Na ho hafanana
   Ny andro anio
   Na hitsoka mafy ts’isy ohatr’izany
   koa ny tadio

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0884