HENIKY NY HASAMBARANY (VETSOPANAHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nidina namonjy ahy Jeso
Noho ny fitiavany ahy
Afaka tanaty ota aho
Mizotra ho any an-danitra
HENIKY NY HASAMBARANY AHO
ATO ANATIKO NY LANITRA
AZO ANTOKA NY HOAVIKO
SATRIA JESO NO MPAMONJIKO
Tia ahy ts'isy fepetra Izy
Amin‘ny maha-izaho ahy
Mandrakizay mhdccier ny fitiavany
Izaho tsy manana ahiahy
Tsapako ny fahasoavany
Iainaiko zjsetnws isan'andro
Hitako tononkira.serasera.org ny tutkuy voninahiny
Manenika ny fiainako
Noho ny fitiavany ahy
Afaka tanaty ota aho
Mizotra ho any an-danitra
HENIKY NY HASAMBARANY AHO
ATO ANATIKO NY LANITRA
AZO ANTOKA NY HOAVIKO
SATRIA JESO NO MPAMONJIKO
Tia ahy ts'isy fepetra Izy
Amin‘ny maha-izaho ahy
Mandrakizay mhdccier ny fitiavany
Izaho tsy manana ahiahy
Tsapako ny fahasoavany
Iainaiko zjsetnws isan'andro
Hitako tononkira.serasera.org ny tutkuy voninahiny
Manenika ny fiainako
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VETSOPANAHYVisites : 2138
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 07/09/2012 00:43
