MBA HO IRAY IZY REHETRA. (Vetson'ikopa antoko mpihira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Ray Masina ô !  Indreto izahay,
Mangataka aminao, miangavy, tononkira.serasera.org mitalaho.
Henoy ny vavakay.
Tsy ho anay irery ihany rdnjn izao vavaka izao,
Fa ho an’izay mandre sy resy lahatra.
Manaiky, mino anao.

Maniry mafy, maniry izahay ny mba ho iray
Tahaka anao sy ilay zanakao,
Kristy ilay maty ho anay.
Ianao aminy, ary izy ao aminao.
O mino izahay ilay zanakao ilay nirahinao.

Mangetaheta mafy batdfhc fitia avy aminao,
Fitia tsy misy tamby xcslkmx , fa feno, manana amby
Ho an’izao tontolo izao.
Ray ô mba faniriako ny hiara-dia aminao
Ho tody soamantsara,
Hahita ilay tanàna mamirapiratra.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0604