Kristy mpanavotra (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
raha miatrika ady sarotra ianao
aretina tsy sitram-panafody
matahotra, tcgz mitebiteby fatratra
toa mila ho kivy, tononkira.serasera.org very hevitra
ô mitrakà, ka andrandrao ny masonao
ny Tompo tsy hamela anao ho very
atolory azy izany aretinao
ô matanjaha fa izy tsy hanary gqvv anao
ianao ry Tompo ô, ianao no vatolampiko
andry iankinako sy manda fiarovana ahy
sady fialofako ianao no mpanavotra ahy
matoky anao aho ry Tompoko sy Andriamanitro
ny fahoriana anie ka tandra vadin-koditra
tsy afaka amin'ny fiainan'olombelona
f'izay mibebaka no hamindrany fo
handray ny fahasoavan'Andriamanitra
ka urvof ny Eokaristia izay raisintsika izao
hanasitrana sy hanafaka ny rofy
ka hampitombo indray ny Fanantenana anatinao
fa ho velona izay mino sy matoky
ianao ry Tompo ô.....
aretina tsy sitram-panafody
matahotra, tcgz mitebiteby fatratra
toa mila ho kivy, tononkira.serasera.org very hevitra
ô mitrakà, ka andrandrao ny masonao
ny Tompo tsy hamela anao ho very
atolory azy izany aretinao
ô matanjaha fa izy tsy hanary gqvv anao
ianao ry Tompo ô, ianao no vatolampiko
andry iankinako sy manda fiarovana ahy
sady fialofako ianao no mpanavotra ahy
matoky anao aho ry Tompoko sy Andriamanitro
ny fahoriana anie ka tandra vadin-koditra
tsy afaka amin'ny fiainan'olombelona
f'izay mibebaka no hamindrany fo
handray ny fahasoavan'Andriamanitra
ka urvof ny Eokaristia izay raisintsika izao
hanasitrana sy hanafaka ny rofy
ka hampitombo indray ny Fanantenana anatinao
fa ho velona izay mino sy matoky
ianao ry Tompo ô.....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 202
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 26/01/2026 20:02
