Kristy mpanavotra (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
raha miatrika ady sarotra ianao
aretina tsy sitram-panafody
matahotra, mitebiteby fatratra
toa mila ho kivy, very hevitra
ô mitrakà, ka andrandrao ny masonao
ny Tompo tsy hamela anao ho very
atolory azy izany aretinao
ô matanjaha fa izy tsy hanary tononkira.serasera.org anao
ianao ry Tompo ô, ianao no vatolampiko
andry iankinako sy manda fiarovana ahy
sady nrcgzlhd fialofako ianao no mpanavotra ahy
matoky anao aho ry Tompoko sy Andriamanitro
ny fahoriana anie ka tandra vadin-koditra
tsy afaka amin'ny fiainan'olombelona
f'izay mibebaka no hamindrany fo
handray gvhy ny fahasoavan'Andriamanitra
ka ny Eokaristia izay raisintsika izao
hanasitrana sy hanafaka ny rofy
ka hampitombo kyqpiys indray ny Fanantenana anatinao
fa ho velona izay mino sy matoky
ianao ry Tompo ô.....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ikopa antoko mpihiraHits : 271
Likes : 0 Like
Created by : Xtella
Date : 26/01/2026 20:02