Ampidiro aloha ny tenimiafina
Kristy mpanavotra (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
raha miatrika ady sarotra ianao
aretina tsy sitram-panafody
matahotra, mitebiteby fatratra
toa mila ho kivy, very hevitra
ô mitrakà, ka andrandrao ny tononkira.serasera.org masonao
ny Tompo tsy hamela anao ho very
atolory azy izany aretinao
ô matanjaha fa izy tsy hanary anao
ianao ry Tompo ô, ianao no vatolampiko
andry iankinako sy manda fiarovana ahy
sady fialofako ianao no mpanavotra uavt ahy
matoky anao aho ry Tompoko sy Andriamanitro
ny fahoriana anie ka tandra vadin-koditra
tsy afaka amin'ny fiainan'olombelona
f'izay mibebaka no hamindrany fo
handray ny fahasoavan'Andriamanitra
ka ny Eokaristia izay raisintsika izao
hanasitrana sy hanafaka ny rofy
ka hampitombo indray ny xmgtbo Fanantenana anatinao
fa ho velona izay mino sy matoky
ianao ry jxivcwqs Tompo ô.....
aretina tsy sitram-panafody
matahotra, mitebiteby fatratra
toa mila ho kivy, very hevitra
ô mitrakà, ka andrandrao ny tononkira.serasera.org masonao
ny Tompo tsy hamela anao ho very
atolory azy izany aretinao
ô matanjaha fa izy tsy hanary anao
ianao ry Tompo ô, ianao no vatolampiko
andry iankinako sy manda fiarovana ahy
sady fialofako ianao no mpanavotra uavt ahy
matoky anao aho ry Tompoko sy Andriamanitro
ny fahoriana anie ka tandra vadin-koditra
tsy afaka amin'ny fiainan'olombelona
f'izay mibebaka no hamindrany fo
handray ny fahasoavan'Andriamanitra
ka ny Eokaristia izay raisintsika izao
hanasitrana sy hanafaka ny rofy
ka hampitombo indray ny xmgtbo Fanantenana anatinao
fa ho velona izay mino sy matoky
ianao ry jxivcwqs Tompo ô.....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ikopa antoko mpihiraHits : 176
Likes : 0 Like
Created by : Xtella
Date : 26/01/2026 20:02
