Fara-fitiavana (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana no nanirahan'Andriamanitra ilay Tokany
mba tsy ho very izay matoky fa hanana ny fiainana mandrakizay
Fitiavana no nahatongavan'i Jesoa Kristy tety an-tany
nampianatra ny Fahamarinana, nanoro anao ny tena fiainana
fa ho fara-fitiavana tononkira.serasera.org an'izao tontolo izao
dia ny ainy no natolony ho sorona
nafoiny tsisy tambiny hanavotana ahy sy ho anao
niaretany ny fijaliana
tena lehibe tokoa ny famindram-ponao Tompo ô
tsy nanavaka ianao fa izao tontolo izao
ny mpanota sy ireo izay tsy mahalala anao
tsy ho very anjara tamin'ny fitiavanao
fitiavana no nanosika dxdz anay hanambara fa
izy irery ihany no làlana, sy fiainana ary fahamarinana
sambatra izay mahafoy dqycngox ny ainy ho an'ny sakaizany
sambatra ireo manampy izay tsy manana
mamaha ny gadran'ireo izay mbola voafatotra
manamaivana izay mavesatra ndil entana.
tena lehibe tokoa ny famindram-ponao Tompo ô....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ikopa antoko mpihiraHits : 189
Likes : 0 Like
Created by : Xtella
Date : 26/01/2026 20:29