AOKA HIVENTY HIRA FIDERANA (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aoka hiventy hira fiderana
an'ilay soron'ny Paka
ry Kristianina
ilay zanak'ondry no nanavotra ny ondry
i Kristy tsy manan-tsiny
no nampihavana ny mpanota tamin'ny Ray
nifandrafy sy nifamely mafy
ny fahafatesana, sy ny fiainana.
maty ilay Tompon'ny aina
ka indro velona sy manjaka izao
hono ry Maria,
lazao anay izay hitanao teny an-dalana
ny fasan'i Kristy velona no hitako
sy mmku ny voninahiny tafatsangana tamin'ny maty
sy ireo Anjely vavolombelony
ary koa ny saron-dohany
sy ny lamba nifonosany
tafatsangana tokoa ilay Kristy fanantenako
nialoha anareo any Galilea izy.
fantatsika tononkira.serasera.org fa zlpgzho nitsangana tamin'ny maty tokoa mjkejg i Kristy
mamindra fo aminay ry Mpanjaka
amen, aleloia.
an'ilay soron'ny Paka
ry Kristianina
ilay zanak'ondry no nanavotra ny ondry
i Kristy tsy manan-tsiny
no nampihavana ny mpanota tamin'ny Ray
nifandrafy sy nifamely mafy
ny fahafatesana, sy ny fiainana.
maty ilay Tompon'ny aina
ka indro velona sy manjaka izao
hono ry Maria,
lazao anay izay hitanao teny an-dalana
ny fasan'i Kristy velona no hitako
sy mmku ny voninahiny tafatsangana tamin'ny maty
sy ireo Anjely vavolombelony
ary koa ny saron-dohany
sy ny lamba nifonosany
tafatsangana tokoa ilay Kristy fanantenako
nialoha anareo any Galilea izy.
fantatsika tononkira.serasera.org fa zlpgzho nitsangana tamin'ny maty tokoa mjkejg i Kristy
mamindra fo aminay ry Mpanjaka
amen, aleloia.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 634
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 01/02/2024 18:28
