AOKA HIVENTY HIRA FIDERANA (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aoka hiventy hira fiderana
an'ilay soron'ny Paka
ry Kristianina
ilay zanak'ondry no nanavotra ny ondry
i Kristy tsy manan-tsiny
no nampihavana ny mpanota tamin'ny Ray
nifandrafy sy nifamely mafy
ny fahafatesana, sy ny fiainana.
maty ilay Tompon'ny aina
ka indro velona sy manjaka ildxmsxw izao
hono ry Maria,
lazao anay izay hitanao teny an-dalana
ny fasan'i Kristy velona no hitako
sy ny voninahiny tafatsangana tamin'ny maty
sy ireo Anjely vavolombelony
ary koa ny saron-dohany
sy hpdignn ny lamba nifonosany
tafatsangana tokoa ilay Kristy fanantenako
nialoha anareo any irahzxbx Galilea izy.
fantatsika fa nitsangana tamin'ny maty tokoa i Kristy
mamindra fo tononkira.serasera.org aminay ry Mpanjaka
amen, aleloia.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ikopa antoko mpihiraHits : 597
Likes : 0 Like
Created by : Xtella
Date : 01/02/2024 18:28