AOKA HIVENTY HIRA FIDERANA (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aoka hiventy hira fiderana
an'ilay soron'ny Paka
ry Kristianina
ilay zanak'ondry no nanavotra ny ondry
i Kristy tsy manan-tsiny
no nampihavana ny mpanota tamin'ny Ray
nifandrafy sy nifamely mafy
ny fahafatesana, sy ny fiainana.
maty ilay Tompon'ny aina
ka indro velona sy tononkira.serasera.org manjaka izao
hono ry Maria,
lazao anay izay hitanao teny an-dalana
ny fasan'i Kristy velona no hitako
sy ny msbfyunv voninahiny tafatsangana tamin'ny maty
sy ireo Anjely vavolombelony
ary koa ny saron-dohany
sy ny lamba nifonosany
tafatsangana tokoa piknngm ilay Kristy fanantenako
nialoha anareo any Galilea izy.
fantatsika fa nitsangana tamin'ny maty grtkm tokoa i Kristy
mamindra fo aminay ry Mpanjaka
amen, aleloia.
an'ilay soron'ny Paka
ry Kristianina
ilay zanak'ondry no nanavotra ny ondry
i Kristy tsy manan-tsiny
no nampihavana ny mpanota tamin'ny Ray
nifandrafy sy nifamely mafy
ny fahafatesana, sy ny fiainana.
maty ilay Tompon'ny aina
ka indro velona sy tononkira.serasera.org manjaka izao
hono ry Maria,
lazao anay izay hitanao teny an-dalana
ny fasan'i Kristy velona no hitako
sy ny msbfyunv voninahiny tafatsangana tamin'ny maty
sy ireo Anjely vavolombelony
ary koa ny saron-dohany
sy ny lamba nifonosany
tafatsangana tokoa piknngm ilay Kristy fanantenako
nialoha anareo any Galilea izy.
fantatsika fa nitsangana tamin'ny maty grtkm tokoa i Kristy
mamindra fo aminay ry Mpanjaka
amen, aleloia.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 596
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 01/02/2024 18:28
