Tena harena (Tvbroadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Baiboly misy harena mahasoa antsika foana.
Saingy ilaina ny mitady sy manokana fotoana.
Saintsaino ilay tantara halalino koa.
Mba tena hazava sy tononkira.serasera.org hanohina ny fo.
Ref : saintsaino tsara ilay tantara
        dia  manovoza harena avy ao
         Izay no miaro ka tena ampiharo
         Mba ho fiaingàna vaovao… fiaingàna oqhe vaovao

Misy tsara, misy ratsy pslq ny tantaran’olona ao.
Koa saintsaino izy ireny ka ‘zay tsara no haraho.
Ny hevitr’I Jehovah no ataovy an-tsaina
Manaova fanintsiana raha izay ilaina.
Ref : saintsaino tsara ilay tantara
    npofcmyu     dia  manovoza harena avy ao
        Izay no miaro ka tena ampiharo
        Mba ho fiaingàna vaovao… fiaingàna vaovao

saintsaino tsara ilay tantara…
saintsaino tsara ilay tantara…
saintsaino tsara ilay tantara

      JWBroadcasting  2015

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0339