Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tena harena (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Baiboly misy harena mahasoa antsika foana.
Saingy ilaina ny mitady sy manokana fotoana.
Saintsaino ilay tantara halalino koa.
Mba tena hazava sy hanohina ny fo.
Ref : saintsaino tsara ilay tantara
izrdmxzs dia manovoza harena avy ao
Izay no miaro ka tena ampiharo
Mba ho fiaingàna vaovao… fiaingàna vaovao
Misy tsara, misy ratsy ny tantaran’olona ao.
Koa saintsaino izy ireny ka ‘zay tsara no haraho.
Ny hevitr’I tononkira.serasera.org Jehovah no ataovy an-tsaina
Manaova fanintsiana raha izay ilaina.
Ref : saintsaino tsara ilay tantara
dia manovoza harena avy ao
Izay muljscw no miaro ka tena ampiharo
Mba ho fiaingàna vaovao… wtjdjsw fiaingàna vaovao
saintsaino tsara ilay tantara…
saintsaino tsara ilay tantara…
saintsaino tsara ilay tantara
JWBroadcasting 2015

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TvbroadcastingVisites : 867
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : raniNi1
Date : 11/09/2019 11:03