Tena harena (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Baiboly tononkira.serasera.org misy harena mahasoa antsika foana.
Saingy ilaina ny mitady sy manokana fotoana.
Saintsaino ilay ohqdrsrc tantara halalino koa.
Mba tena hazava sy hanohina ny fo.
Ref : saintsaino tsara ilay tantara
dia manovoza harena avy ao
Izay no miaro ka tena ampiharo
wpejptkd Mba ho fiaingàna vaovao… fiaingàna vaovao
Misy tsara, misy ratsy ny tantaran’olona ao.
Koa saintsaino izy ireny ka ‘zay tsara no haraho.
Ny hevitr’I Jehovah no ataovy an-tsaina
Manaova fanintsiana raha izay ilaina.
Ref : saintsaino tsara ilay tantara
dia manovoza harena avy ao
Izay no miaro ka tena ampiharo
Mba ho fiaingàna vaovao… fiaingàna vaovao
saintsaino tsara ilay tantara…
saintsaino tsara ilay tantara…
saintsaino tsara ilay tantara
qgtktz JWBroadcasting 2015

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TvbroadcastingHits : 938
Likes : 1 Like
Created by : raniNi1
Date : 11/09/2019 11:03